Menu Close

The Apostles’ Creed in Malagasy

Izaho mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zananilahy tokana Tompontsika Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virjina, nohomboana tamin’ny hazofiljaliana, maty dia nalevina-nidina tamin’ny toeran’ny maty, nitsangana velona tamin’ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, Mipteraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha, ary ho avy hitsara ny velona sy ny maty. Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao rehetra izao, ny fiombonan’ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan’ny vatana ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amena.

Used with permission of www.disciplesinternational.org

Show Buttons
Hide Buttons